Entry mamingavinga (vingavinga)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1]
Explanations in English To abuse, disdain [1.7]
Explanations in French Mépriser, dédaigner [1.8]
Examples 
1Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528]
2Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27]
Morphology 
Present : mamingavinga
Past : namingavinga
Future : hamingavinga
Imperative : mamingavingà

Entry mamingavin (vingavinga)
Part of speech imperative of active verb mamingavinga [full list]

Updated on 2023/01/20