Entry mamono lamba
Elementary words mamono ; lamba
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Anambarana ny famonosan-damba ny maty na ny razana ao am-pasana; mandrakotra lambamena vaovao indray ny maty amin' ny famadihana [1.1]

Updated on 2023/04/16