Entrée mamorona (forona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao
¶ Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy
¶ Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana
¶ Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany
Explications en anglais  [Richardson 1885] to form, to create, to fashion, to produce, to arrange.
  [Hallanger 1973] to create; to invent; to found
Explications en français  [Hallanger 1974] créer; inventer; fonder
Morphologie 
mamorona
namorona
hamorona
mamoròna
Exemples 
1 [Andriamalala: Zazavavindrano] Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava.
2 [FOFAFIPE: Haivola] Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay;

Entrée mamoròna (forona)
Partie du discours impératif du verbe actif mamorona [liste complète]

Mis à jour le 2022/09/06