Entry mamotraka (potraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1]
Explanations in French Jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3]
Examples 
1Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. [2.996]
2Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59]
Morphology 
Present : mamotraka
Past : namotraka
Future : hamotraka
Imperative : mamotraha
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/13