Entry |
mampifilafila
(filafila)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
|
Explanations in French | Promettre et se dédire [1.5]
|
Examples |
1 | Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia?
[1.282]
|
2 | Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra.
[2.296]
|
|
Morphology |
Present : |
mampifilafila |
Past : |
nampifilafila |
Future : |
hampifilafila |
Imperative : |
mampifilafilà |
|
Synonyms | ~ |
|
Entry |
mampifilafilà
(filafila)
|
Part of speech | imperative of active verb mampifilafila
|
|