Entry mampihiratra (hiratra)
Part of speech active verb
Examples 
1Ny resak' izy roa lahy nitohy ihany ary tsy nisy niafina tamiko, no hampihiratra tanteraka ny masoko sy ny saiko. [2.4]
2Iaveh mampihiratra ny jamba; Iaveh mampitraka ny mitanondrika; Iaveh tia ny marina; [2.996]
Morphology 
Present : mampihiratra, mampihiratr', mampihira-, mampihiratry
Past : nampihiratra, nampihiratr', nampihira-, nampihiratry
Future : hampihiratra, hampihiratr', hampihira-, hampihiratry

Updated on 2020/07/31