Entry mampikombona (kombona)
Part of speech active verb
Examples 
1Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va? [2.996]
2Mba hampikombona ny molotr' ise tsy haneso ahy intsony, dia averiko indray fa nisy hasambarana tsy roa aman-tany voatsapako tamin' ny fiarahako tamin-jazavavy iray fony izaho mbola zaza. [2.5]
Morphology 
Present : mampikombona
Past : nampikombona
Future : hampikombona

Updated on 2023/01/20