Entry mampitombo (tombo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitovy hevitra: manabe voho ~ manao be filaza ~ manao filazan-dRamitraho ~ manao kitsanitsany ~ manao laza habobo ~ manao laza masaka ~ manao laza rezatra ~ manao lazam-balala ~ manao tera-bao filaza ~ manitatra ~ masadroatelo ~ matavy filaza ~ milaza valamaty [1.1]
Explanations in English Ny mampitombo : multiplication [1.7]
Explanations in French Ny mampitombo: la multiplication [1.8]
Explanations in Malagasy Manitatra [1.13]
Explanations in French Multiplier, augmenter [1.13]
Examples 
1Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [2.508]
2Mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117]
3Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357]
4Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369]
Morphology 
Present : mampitombo
Past : nampitombo
Future : hampitombo
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/06/19