|
|
|
|

Teny iditra1  mampivelatra
Fototeny  2 velatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 épanouir, élargir; développer [1.13]
5 faire développer [1.5]
Ohatra  6  Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra. [2.324]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12