|
|
|
|

Teny iditra 1  manabohamaty
Singan-teny  2 manana, 3 bohaka, 4 maty
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Mpanahaka  10  mananty voina, 11  manao anjolofo, 12  manao mosalahy, 13  manao vy very, 14  maneha-doza, 15  mankaha-doza, 16  mila faty, 17  mila voina, 18  Mitono tena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22