Entry manaika (aika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto
Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala)
Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1]
Explanations in English To collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2]
Examples Manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470]
Morphology 
Present : manaika, manai-
Past : nanaika, nanai-
Future : hanaika, hanai-
Imperative : manaiha

Entry manaika (haika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
  [Bezanozano] [ mañaika ] mihantsy [1.78]
Explanations in English  [Provincial] Same as mihaika [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20