Entry manakatona (katona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [1.1]
Explanations in English To close a door, etc [1.7]
Explanations in French Fermer une porte, etc [1.8]
Morphology 
Present : manakatona
Past : nanakatona
Future : hanakatona
Imperative : manakatòna

Entry manakatòna (katona)
Part of speech imperative of active verb manakatona [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20