Entry manakojikojy (kojikojy (kojy))
Part of speech active verb
Examples Raha misy lehilahy manakojikojy zazavavy tsy foafofo ka mandry aminy dia handoa ny hajam-bolany izy ka hanambady azy. [2.996]
Morphology 
Present : manakojikojy, manakojikojin', manakojikojin-, manakojikojim-
Past : nanakojikojy, nanakojikojin', nanakojikojin-, nanakojikojim-
Future : hanakojikojy, hanakojikojin', hanakojikojin-, hanakojikojim-

Updated on 2023/01/20