Entry manakotrana (kotrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1]
Morphology 
Present : manakotrana
Past : nanakotrana
Future : hanakotrana
Imperative : manakotràna

Entry manakotràna (kotrana)
Part of speech imperative of active verb manakotrana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20