Entry manalina (alina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly. [1.1]
Explanations in English To detain till night; to misspend one's days and hours. [1.2]
Explanations in French Retenir jusqu'à la nuit ou longtemps [1.3]
Examples 
1izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro. [2.245]
2Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona. [2.298]
Morphology 
Present : manalina
Past : nanalina
Future : hanalina
Imperative : manana
Compound words 

Entry manalìna (alina)
Part of speech imperative of active verb manalina [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11