Entry manantona (hantona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro [1.1]
Explanations in English To hang, to suspend [1.7]
Explanations in French Suspendre, accrocher [1.8]
Examples 
1Manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony. [2.470]
2Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity. [1.353]
Morphology 
Present : manantona
Past : nanantona
Future : hanantona
Imperative : manantòna

Entry manantòna (hantona)
Part of speech imperative of active verb manantona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20