Entry manao hodi-tsirany sy hodi-peny
Elementary words manao ; hoditra ; sirana ; fe
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona miangatra (samy hoditra tokony tsy hisy hafa ireo -- ny sirana sy ny fe ka tsy azo avahana ho tsy maharary raha amin' ny iray, fa manaintaina kosa amin' ny ilany faharoa) [1.1]

Updated on 2023/06/17