Entry | manao mangidy tsy andramana | |
Elementary words | manao ; mangidy ; tsy ; andramana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny [1.1] | |
Updated on 2023/06/18 |