Entry manatsatsika (tsatsika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo [1.1]
Explanations in French Faire griller, brocher [1.13]
Examples Manatsatsika hena izy, ka dia voky [2.996]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manatsatsika
Past : nanatsatsika
Future : hanatsatsika
Imperative : manatsatsiha

Updated on 2023/01/20