Entry |
manazava
(zava)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome hazavana: Manazava ny masoandro Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra" Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona [1.1]
|
Explanations in English | To brighten, to illuminate [1.2, 1.7]
|
| To enlighten [1.2]
|
| To make clear, to explain [1.7]
|
Explanations in French | éclairer [1.3, 1.8]
|
| Illuminer, bien expliquer, rendre distinct [1.3]
|
| éclaircir, expliquer [1.8]
|
Examples |
1 | Manazava lesona ny mpampianatra.
[2.117]
|
2 | izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory.
[2.245]
|
|
Morphology |
Present : |
manazava |
Past : |
nanazava |
Future : |
hanazava |
Imperative : |
manazavà |
|
Synonyms | |
Proverbs |
|
Entry |
manazavà
(zava)
|
Part of speech | imperative of active verb manazava
|
Explanations in French | [1.3]
|
|