Entry | 1 mandahatra (lahatra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra 4 Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy 5 Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [1.1] 6 mamorona lahatsoratra [1.13] |
Explanations in English |
7 to arrange; to set type; to make a speech [1.7] |
Explanations in French |
8 bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours [1.8] 9 ranger, ordonner; rédiger [1.13] |
Examples |
10 Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny; [2.245#] 11 Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy. [2.298#] 12 Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha. [2.606#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |