|
|
|
|

Entry1  mandà rariny
Elementary words  2  mandà, rariny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [mandà ny rariny] manohitra ny marina [1.10]
5  tsy mety miaiky eo anatrehan'ny rariny; mitampi-maso amin'ny marina [1.1]
Explanations in French  6  qui ne veut pas reconnaître la vérité [1.3]

Updated on 2023/09/08