Entrée | rariny | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo ¶ (Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva) [Rajemisa 1985] | ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot rariny | ||||
Entrée | rariny (rary) | ||||
Partie du discours | nom rary et pronom | ||||
Entrée | rariny (rary) | ||||
Partie du discours | verbe passif rarina et pronom | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |