Entry mandefa (lefa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka
Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy
Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava
Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona
Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany [1.1]
Explanations in English To set at liberty [1.2, 1.7]
 To release, to send off, to set off, to fire off [1.2]
 To send, to ship [1.7]
Explanations in French Libérer, envoyer [1.3, 1.8]
 Lâcher, laisser partir, donner la liberté, affranchir, donner la permission, congédier, tirer un coup, lancer [1.3]
 Expédier [1.8]
Examples 
1Mandefa taratasy aminareo ve izy? [2.472]
2Ary dia mandefa basy sy tafondro botsaka amy ny andro isoratana. [2.48]
Morphology 
Present : mandefa
Past : nandefa
Future : handefa
Imperative : mandefà, mandefasa
Compound words 

Entry mandefà (lefa)
Part of speech imperative of active verb mandefa [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Other spellings 

Updated on 2023/01/05