Entrée mandraka (andraka)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
¶ Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [Rajemisa 1985]
Explications en anglais up to, until (of time) [Hallanger 1973]
Explications en français jusqu'à [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes andraka
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [Ravelomanana: Lalana, page 32]
2Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [Ndema: Antakay, page 97]
3Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [Andraina: I Vola, page 7]
Citations 

Entrée mandràka (raka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to grow lean. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2021/06/15