Entrée mandramatra (ramatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona
Explications en anglais  [Richardson 1885] to attack, to set upon, to rush upon
Morphologie 
mandramatra
nandramatra
handramatra
-kandramatra
mandramata
Exemples  [Baiboly] Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo;

Mis à jour le 2022/01/27