Entrée |
mandranto
(ranto)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe ¶ Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
to trade, to traffic, to engage in commerce. |
| [Hallanger 1973]
to travel about trading |
Explications en français | [Hallanger 1974]
trafiquer en voyageant |
Morphologie |
|
Exemples | [Fox: Hainteny, numéro 276]
fa tsy maty tsy akory izokinao fa mbola mandranto
|
Citations |
|