Entry mandrary (rary)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io vehivavy io
Manamboatra, mamitrana: Izy no nandrary ny fihavananay [1.1]
Morphology 
Present : mandrary
Past : nandrary
Future : handrary
Imperative : mandraria

Updated on 2023/01/20