|
|
|
|

Teny iditra 1  manetry tena
Singan-teny  2 manetry, 3 tena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to humble oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 s'humilier, être humble [1.8]
Ohatra  8  Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Tovy hevitra  9 mietrytena
Mpanahaka  10  manambany tena, 11  manao tsinontsinona ny tena, 12  manaratsy tena toa omby hantsika, 13  manaratsy tena, 14  manavazin-tena, 15  manivaiva tena, 16  mietry tena, 17  mivazina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20