Entry mangarom-biby an-davaka
Elementary words mangarona ; biby ; lavaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
Mitovy hevitra: saka matory ka alam-bolombava
Misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana [1.1]

Updated on 2023/06/16