|
|
|
|

Entry1  mangintsina (hintsina)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  Marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra [1.1]
5  Mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry [1.1]
6  Manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra [1.1]
7  Leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1]
Explanations in English  8  To ring (of the ears) [1.7]
Explanations in French  9  Tinter (se dit des oreilles) [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Updated on 2023/01/20