Entry manindrahindra (hindrahindra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [1.1]
Explanations in English To toss a child playfully; to make light of a person [1.7]
Explanations in French Balloter, balancer, faire sauter entre les bras [1.3]
 Balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [1.8]
Examples 
1aty aminareo fararanom-bahiny
any aminay fararanom-bahoaka
aty aminareo trano be tsy omby roa
any aminay lapa lehibe tia maro
mitaiza zaza be lelo
ka samy manindrahindra ny azy
[2.131]
2Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia [4.27]
3Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany [2.895]
Morphology 
Present : manindrahindra
Past : nanindrahindra
Future : hanindrahindra
Imperative : manindrahindrà
Proverbs 

Entry manindrahindrà (hindrahindra)
Part of speech imperative of active verb manindrahindra [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Updated on 2023/01/20