|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manitsy |
| Fototeny | 2 hitsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
5 Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly 6 Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier: Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi)
[1.3#253] 8 dégauchir, redresser, corriger, rectifier [1.13] |
| Ohatra |
9 Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano.
[2.528#123]
10 Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 manaohitsindalana, 16 manapaka, 17 manarina, 18 manavatsava, 19 mandehatoratady, 20 tsymivilivily |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 22 manitsy |
| Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 mangatsiatsiaka
[Bara]
[1.78] 25 mangatsiaka [Tanala] [1.78] |
| Tovy hevitra | 26 manitsinitsy |
| Fivaditsoratra | 27 maintsy, main-tsy, manitsy, 28 matsiñy, 29 tsimina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|