Entrée manoloana (oloana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo
Explications en anglais  [Richardson 1885] to put one's self in front of another yet face to face.
  [Hallanger 1973] to be in face of, to be in front of
Explications en français  [Hallanger 1974] être devant, en face de
Morphologie 
manoloana
nanoloana
hanoloana
manoloàna
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56] Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy;
2 [Andraina: Mitaraina, page 142] Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika.

Entrée manoloàna (oloana)
Partie du discours impératif du verbe actif manoloana [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2022/09/11