|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mantsaka
Fototeny  2 ntsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manovo rano eny andoharano na amin' ny lava-drano namboarina: Indreny ny tovovavy mitanjozotra miloloha siny avy nantsaka tany atsinanan-tanàna [1.1]
Ohatra  5  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)12  mantsakà
Fototeny  13 ntsaka
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mantsaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/3)15  mantsaka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 (de ntsaka : action de puiser de l'eau, cet arbuste marque, dit-on, les sources d'eau propre, potable). Nom donné à plusieurs arbustes à feuilles persistantes. Notamment : Enterospermum sp. (Rubiaceae). D'après Debray, les feuilles sont vendues jusque sur le marché de Tuléar, leur décocté est administré comme vermifuge, surtout aux enfants (réf. Debray 1006). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  mantsakà, mantsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08