|
|
|
|

Entry1  mantsina
Root  2  hantsina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [mantsiña] maimbo [Sihanaka] [1.78]
5  Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky
6  jereo maimbo [1.1]
Explanations in English  7  stinking offensively. For derivatives see under mantsina. [1.2]
8  stinking [1.7]
Explanations in French  9  puant [1.8]
10  puant, à odeur nauséabonde [1.196]
Examples  11  Misy koa anefa toerana mantsina be. [2.442]
12  Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [2.270]
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams  19  manantsy, mañintsa, mantsina, nantsaim, niantsam

Updated on 2023/01/20