|
|
|
|

Entry1  marary
Root  2  rary
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
5  Mijaly: Marary ny foko
6  Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1]
Explanations in English  7  ill [1.7]
Explanations in French  8  malade [1.8]
Examples  9  Ireo no mitsabo ny marary na maratra [2.472]
10  Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470]
11  marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato [2.131#214]
12  Narary izy (Il était malade) [1.20]
13  Mody narary ka nampiantso mpisikidy [1.508]
14  mety halemy be ilay olona ary harary [2.424#131]
Vocabulary  15  Health
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Compound words 

Anagrams  37  marary, marira, mirara

Updated on 2024/11/29