Entry | marikoditra | ||||
Elementary words | marika ; hoditra | ||||
Part of speech | locution | ||||
Explanations in Malagasy | (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1] | ||||
Mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Health | ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/06/17 |