Entrée |
marisika
(risika)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy [1.1]
|
Explications en anglais | Active, earnest [1.2, 1.7]
|
| Fervent, lively [1.2]
|
Explications en français | Zélé [1.3, 1.8]
|
| Animé, ardent [1.3]
|
| Actif [1.8]
|
Morphologie |
Présent |
marisika |
Passé |
narisika |
Futur |
harisika |
Impératif |
marisiha |
|
Exemples |
1 | Marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa.
[2.996]
|
2 | Marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa.
[2.996]
|
|
|