Entry masonkarena
Elementary words mason- (maso) ; harena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
 Fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
Explanations in English The cost price; capital used in business [1.7]
Explanations in French Prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
 Prix de revient [1.13]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/12/17