Entrée matory (tory)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary
Mitovy hevitra: mandamoka ~ mandry ~ mandry ilika ~ mandry mihohoka ~ mandry mihorirana ~ mandry mitsilany ~ mibafoka ~ mibonoka ~ midaboka ~ mifonoka [1.1]
Explications en anglais to sleep [1.7]
Explications en français dormir [1.8]
Morphologie 
matory
natory
hatory
matoria
Mots composés 
Exemples 
1Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
2manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
3na matory na tsy matory tsy re ny moka. [2.472]
4Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? [2.5]
Proverbes 

Anagrammes miotra, mitôra, mitroa, tarimo, marito

Mis à jour le 2023/01/20