Entrée may Ambondrona (hay, Ambondrona)
Partie du discours locution
Explications en malgache ny ampiasan' ny olona itỳ fitenenana itỳ dia amin' ny fisian' ny raharaha tena maika izay tsy maintsy vonjena fa ajanona ny hafa [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31