Entrée | may volon' orona (hay, volo, orona) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1] | |
Synonymes | may volon-kelika ~ may volon-tratra | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |