Entry miandahy miambavy
Elementary words miandahy ; miambavy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy [1.1]
Explanations in English Men and women together [1.7]
Explanations in French Hommes et femmes ensemble [1.8]
 Hommes et femmes qui travaillent ensembl [...] [full text in 1.5]
Examples Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]

Updated on 2023/04/24