Entry miantrano (trano)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miditra ao an-trano
Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy [1.1]
Explanations in French Entrer dans la maison de quelqu'un [1.3]
Examples Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao. [2.285]
Morphology 
Present : miantrano
Past : niantrano
Future : hiantrano
Imperative : miantranoa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20