Entry mibedibedy (bedibedy (bedy))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa
Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny
Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1]
Explanations in English To talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2]
Examples Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. [2.996]
Morphology 
Present : mibedibedy
Past : nibedibedy
Future : hibedibedy
Imperative : mibedibede, mibedibedesa

Updated on 2023/01/20