Entry |
miboboka
(boboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo-drano tany amin' izay nalehany tany [1.1]
|
Explanations in English | To drink to excess, to imbibe much, to saturate; to be satiated [1.2]
|
| To drink too much [1.7]
|
Explanations in French | Boire à l'excès [1.8]
|
Examples | Izay miboboka mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay!
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
miboboka |
Past : |
niboboka |
Future : |
hiboboka |
Imperative : |
miboboha |
|
Proverbs |
|