1 | Nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga) [Abinal 1888]
|
2 | Nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [Abinal 1888]
|
3 | Midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [Abinal 1888]
|
4 | Midina ny barometratra (Le baromètre descend) [Abinal 1888]
|
5 | Midina ny ranomasina (La mer baisse) [Abinal 1888]
|
6 | Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 58]
|
7 | Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [Andraina: Mitaraina, page 57]
|
|