Entry | midrikina (drikina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manohitra an-katezerana tsy mety manaiky: Nidrikina mafy izy raha vao nahare fa anisan' ireo voampanga [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | midrikìna (drikina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb midrikina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Anagrams | midrikina, mindraiky |
Updated on 2023/01/20 |