Entry mifampilaza (laza)
Part of speech active verb
Explanations in French Se dire l'un à l'autre. ~ Gaga izy ireo ka nifampilaza hoe (Ils étaient dans l'admiration et se disaient les uns les autres) [1.3]
Examples 
1Dia mifampilaza raha misy vaovao! [2.944]
2Mifampilaza vaovao, mifanakalo vokatra, manao izay hiraisany tanteraka ny olona rehetra amin' izao tontolo izao. [2.332]
Morphology 
Present : mifampilaza
Past : nifampilaza
Future : hifampilaza

Updated on 2020/12/20